\v 14 Fa zegny tsy mandray anareo na tsy miteno ny raha zakainareo, de ahintsagno aby ny vovoka amin’ny tongotranareo, ndreka menga amin’ny tragno io na amin'ny tanan-dehibe io anareo. \v 15 Zakaiko aminareo tsara, fa hohafahafa nen’ny tanin’i Sodoma sy Gomora amin’ny andro fitsarana toy izay amin’ny tanan-dehibe io.