\v 7 De nagnatso mangingina an'iary zareo lilahy manam-pahalalana i Herôda mba hagnontany an'iary zareo mazava tsara ny fotôna nivoahan'ny kintana.\v 8 Nampandianiny tagny Betlehema iary zareo, magnano hoe: "Mandiana de hadikadio tsara ny momba ny zaza. Ka ndreka hitanareo izy, de ampandrigneso aho, mba afahako mandeha agny my koa mba hiderako an'azy."