\v 18 Nizaka i lilay igny tamin'Azy hoe: "Didy ino?"De nizaka Jesôsy hoe: "Aza mamono olona, aza mampirafy, aza mangalatra, aza mety vavolombelona mametsy,\v 19 hajay iabanao sy endrinao, de tiavo ny mpiara-miagna aminao kara ny tegnanao."