\v 11 Ndreka nahazo ny karamany iary zareo, de nitaraigna tamin’ny tompon-tany iary zareo. \v 12 De nizaka iary zareo hoe : 'Ny mpiasa farany io de niasa adin’ny raika fotsiny, nefa de nampitovinao taminay iary zareo, izahay ndreny niaritra ny vesatra nagnalin'andro sady niharitra tanign'andro.'