\v 8 Ndreka alina ny andro, de nizaka tamin’ny tompon'andraikitra ny tompon’ny tanim-boaloboka hoe : 'Angizo ny mpiasa de aloavy ny karaman’iary zareo, manomboka avy amin’ny farany mandeha amin’ny voalohany.’ \v 9 Ndreka tonga ny mpiasa zegny nalaina tamin’ny raika ambiny folo, de nahazo denaria raika tsitokatokana aby iary zareo. \v 10 Ndreka tonga ny mpiasa voalohany, de nagnantegna fa ahazo ambony iary zareo, nefa iary zareo koa de nahazo denaria raika tsitokatokana aby.