\v 1 Fa ny fanjakan’ny lanitra de karan'ny tompon-tany nandeha vô mandraigna be hampikarama mpiasa amin’ny tanim-boalobokany. \v 2 Ndreka avy nifagnaraka tamin’ny mpiasa izy fa ho denaria raika isan’andro ny karaman’iary zareo, de nalefany tamin’ny tani-boalobakany iary zareo.