\v 3 Fa ndreka mihantra anareo, de aza atao fantan'ny tagnanareo ankavia zegny ataon'ny tagnanareo ankavanana, \v 4 atôvy mangingina ny fagnomezanareo. Avy amin'ny Abanareo mahita amin'ny mangingina no hamaly soa anareo.