\v 4 De nitranga izany mba hahatanteraka zay nizakaina tamin'ny mpaminany. De nizaka Izy hoe : \v 5 "Zakay zanaka viavyn'i Ziona hoe :"Igny, fa magnantogna anao ny Mpanjakanao, Manetry tegna sady mideba apondra de zanak'apondra lahy."