\v 26 De izany izy de aza matahotra an’iary zareo, fa tsy hisy takona zay tsy hiseho, de ny raha mivony tsy maintsy ho fantatra. \v 27 Zegny zakaiko aminareo amin’ny mizigna, de zakay amin’ny andro mazava, de zegny vitsikitsika regninareo amin’ny tadigninareo, de torio ambonin’ny tafon-tragno.