\v 10 Aveo nagnantso ny fokonolona ho Amin'Azy Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: " Mitenoa ka mazahoa - \v 11 Tsy ny miditra agny ambavan'ny olona no mandoto ny olona. Fa koza, zegny avĂ´kan'ny vava, no mandoto ny olona."