\v 8 Nenga malaky ny fasagna tamin'ny avakana de tamin'ny hafalena leibe izy roy vavy, sady nihazakazaka mba hizaka amin'iregny mpianatrany. \v 9 Igny, nihaogna tamin'iary zareo Jesôsy ka nizaka hoe: "Akory!" Nagnatogna izy roy vavy, de nitana ny tongotrany sady nidera an'Azy.\v 10 De aveo Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Aza matahotra. Mandiana mizaka amin'iregny rahalahiko mba hiala ka handalo agny Galilia. Agny no hahitan'iary zareo Anaha."