\v 1 De tamin'ny alina ny Sabata, ndreka vô nanomboka mangiran-dratsy ny andro vôlohany amin'ny herinandro, de dila nandea nijery ny fasana Maria Magdalena izy amin'i Maria raika hafa.\v 2 Igny, nisy horohoron-tany mafy be, fa ny anjelin'ny Tompo no nijotso avy agny an-dagnitra, tonga ka nanosika ny vato, sady nipetraka tambonin'zany.