\v 26 De namaly anazy ny mpampiasany de nagnano tamin'azy hoe:" Anao mpanompo ratsy sady malaigna, fantanao fa zaho de mambely amin'izay tsy namboleko sady mangorogna vokatra amin'izay tsy namboleko. \v 27 Amin'izany de tokony nomenao ny mpanjana-bola ny volako, ka ndreka nierigna iaho de nandray nenaha miaraka amin'ny tombony.