\v 1 Nivôka ny fiangonana Jesôsy de nenga. Nagnatogna an'Azy ny mpianatrany mba hagnatoroana an'Azy ny rafitran'ny fiangonana.\v 2 Ndreka namaly Izy de nizaka tamin'ary zareo hoe: "Tsy itanareo ma io raha marobe io? Zakaiko tsara aminareo, Tsisy vato ho tabela amin'ny raika akôtran'ny zegny tsy ho ravaina."