\v 40 Ka ndreka avy ny tompon'ny tanim-boaloboka, ino ny hatôny amin'ny mpamboly voaloboka?". \v 41 Nizaka iary zareo tamin'azy hoe: " Ho aripakany amin'ny fomba mafy be ny olona tsy manjary io, de aveo ampagnofainy amin'ny mpamboly voaloboka hafa ny tanim-boaloboka, olona mba hagnome an'azy ny anjara vokatra amin'ny fotôm-pamokarana."