\v 13 Aveo nisy za-madinika sanagny nandao tamin'Azy mba hametrahany tàgnana amin'iary zareo de hivavaka, fa nizakain'ny mpianatra mafy iary zareo. \v 14 Fa nizaka Jesôsy hoe: "Avelay ny zaza agnatogna anaha, fa aza raràna, satria ny fanjakan'ny lanitra de mitovy amin'iary zareo."\v 15 Napetragny tamin'ny zaza ny tagnany, de aveo nandea Izy.