\v 28 Magnantogna aminaha aty, anareo marobe zegny miasa mafy sy managna olagna, de omeko fahafahana anareo.\v 29 Indosy ny ziogako de mianara aminaha, fa tsotra sady tsy miavogna am-po Aho, de hahita fahafahana ho an'ny fagnahinareo anareo.\v 30 Fa ny ziogako de mora sady mevagna ny entagnako.