\v 37 Zegny tena tia an'ny abany na endriny amboniko de tsy fitokony Anaha; sady zegny tena tia ny zanaka lilahy na ny zanaka viavy amboniko de tsy fitokony Anaha. \v 38 Zegny tsy mitondra ny hazofijalena ka magnaraka Anaha de tsy fitokony Anaha.\v 39 Zegny mamonjy ny aignany de hagnary an’izany. Fa zegny magnary ny aignany avy Aminaha de hahita an’izany.