\v 24 Ny mpianatra de tsy ho lehibe ambonin’ny mpampianatrany, na mpiasa ambony noho ny mpampiasa. \v 25 Ampy ho an’ny mpianatra raha manjary karan’ny mpampianatranazy, de ny mpiasa karan’ny mpampiasa. Ndreka nantsovan’iary zareo hoe belzeboba ny tompon-tragno, de ho ratsy be kara ino ny agnarana hagnantsovan’iary zareo ny isan-tokantrano!