\v 1 Nantsovan’i Jesôsy niaraka ny mpianatrany roy ambin’ny folo sady nagnome fahefana an'iary zareo amin’ny fagnahy maloto, mba handroahana an’io, sady hagnafaka ny karazagnaretina mban’ny karazana fahararena maro aby io.