\v 13 Anareo no sira ny tany. Fa ndreka ny sira no lasa matsatso, amin'ny fomba ino no ampasira zany ndreka? Tsy ho tsara na agnino na agnino koa zany fa harena sy ho disain'ny tongotran'olona tavela. \v 14 Anareo de fazavan'izao tontolo zao. Ny tanĂ na namboarina tegny ambony de tsy azo asitrika koa