auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 08:12:05 -05:00 committed by root
parent e65a85d7ca
commit fb9edf027b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Avyeo de nisy Fariseo sy mpanora-dalàna sanasanagny avy agny Jerosalema nagnantogna an'i Jesôsy. De nagnano iary zareo hoe: \v 2 "Nagnino ny mpianatranao no mandika ny fomban-drazagna ny zoky olona? Fa tsy manasa tagnana iary zareo alohan'ny hihinagna." \v 3 Namaly Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka nagnino arika anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra avy amin'ny fomban-drazagnanareo?
\v 1 Avieo de nisy Fariseo sy mpanora-dalàna sanasanagny avy agny Jerosalema nagnantogna an'i Jesôsy. De nagnano iary zareo hoe: \v 2 "Nagnino ny mpianatranao no mandika ny fomban-drazagna ny zoky olona? Fa tsy manasa tagnana iary zareo alohan'ny hihinagna." \v 3 Namaly Izy de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Ka nagnino arika anareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra avy amin'ny fomban-drazagnanareo?