auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-04 09:02:52 +03:00 committed by root
parent f999388c89
commit f66f7b0b27
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Ny mpianatra nizaka tamin'i Jesôsy hoe: "Na zany ny toetran'ny lilay amin'ny vadiny, de aleo tsy manambady." Fa Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Tsy ny olona marobe no afaka agneky an'zany fampianarana zany, fa iregny zay navela hagneky an'zany my. Fa misy iregny ionoka zay efa kara an'zany hatrany an-kibony endriny iary zareo, de misy iregny ionoka zay nataon'olombelona, de misy
\v 10 \v 11 \v 12 Ny mpianatra nizaka tamin'i Jesôsy hoe: "Na zany ny toetran'ny lilay amin'ny vadiny, de aleo tsy manambady." Fa Jesôsy nizaka tamin'iary zareo hoe: "Tsy ny olona marobe no afaka agneky an'zany fampianarana zany, fa iregny zay navela hagneky an'zany my. Fa misy iregny ionoka zay efa kara an'zany hatrany an-kibony endriny iary zareo, de misy iregny ionoka zay nataon'olombelona, de misy iregny ionoka zay magnano ny tegnan'iary zareo ho ionoka