auto save
This commit is contained in:
parent
afb008457b
commit
f05c204ca6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 Avy eo de niditra tamin'ny tempolyJesôsy. De niroasiny aby ny mpividy mban'ny mpivarotra tamin'ny tempoly, sady navadikany ny latabatran'ny mpanakalo vola. De nizakainy iary zareo hoe :"Efa voasoratra hoe :"Ny tragnoko de atao hoe tragno fivavahana."Kanefa de ataonareo toerana fisitrian'ny dahalo.\v 14 Ndreka avy eo de nisy jamba mban'ny kilemaina nagnantogna an'Azy tamin'ny tempoly,de nositragniny iary zareo.
|
||||
\v 12 Avy eo de niditra tamin'ny tempolyJesôsy. De niroasiny aby ny mpividy mban'ny mpivarotra tamin'ny tempoly, sady navadikany ny latabatran'ny mpanakalo vola. \v 13 De nizakainy iary zareo hoe :"Efa voasoratra hoe :"Ny tragnoko de atao hoe tragno fivavahana."Kanefa de ataonareo toerana fisitrian'ny dahalo.\v 14 Ndreka avy eo de nisy jamba mban'ny kilemaina nagnantogna an'Azy tamin'ny tempoly,de nositragniny iary zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue