auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-06 16:04:49 -05:00 committed by root
parent cbc9c11c7a
commit ebb4970901
1 changed files with 3 additions and 0 deletions

3
20/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
29 Na nivoaka avy agny Jeriko iary zareo, de fokonolona maro nagnaraka anAzy.
30 Nisy lilahy jamba roy nitometra tamoron-dalana. Ndreka regny nandeha Jesôsy , de nihoaika mafy iary zareo hoe ; « Tompo, zanaki Davida, mamindra fo aminay ».
31Nitrerognin ny fakonolona io iary zareo, nizaka aniary zareo mba hangina, kanefa vômeka nagnantso mafy hoe : « Tompo, zanaki Davida, mamindrà fo aminay.»