auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-10-31 22:27:28 +03:00 committed by root
parent c141ca3cf6
commit e99e464835
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Avy teo ny devoly nitondra Azy tagny amin'ny tanàna masina de nagnampetraka Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly,\v 6 sady nizaka taminy nagnano hoe:"Raha Zanak'Andriamanitra anao, de milatsaha agny ambany agny, fa voasoratra hoe:'Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hanondrotra anao amin'ny tagnan'arizareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotranao
\v 5 Avy teo ny devoly nitarika Azy tagny amin'ny tanàna masina de nagnampetraka Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly,\v 6 sady nizaka taminy nagnano hoe:"Raha Zanak'Andriamanitra anao, de milatsaha agny ambany agny, fa voasoratra hoe:'Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hanondrotra anao amin'ny tagnan'arizareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotranao