auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 13:06:14 -05:00 committed by root
parent 359072c253
commit e967d7f23f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe : "Tsy fantatrareo ny raha angatahinareo. Afaka hinagna amin'ny kapoaka zay hoaniko ma anareo ?" Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô izahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagninny Abako. » \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be taminizy mirahalahy.
\v 22 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe : "Tsy fantatrareo ny raha angatahinareo. Afaka hinagna amin'ny kapoaka zay ho aniko ma anareo ?" Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô zahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : "Ihinagna ny kapoakako t anareo. Fa ny hipetraka aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagninny Abako. » \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be taminizy mirahalahy.