auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-15 10:41:35 +03:00 committed by root
parent b315da385e
commit e33726ebfb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo. Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpamitaka igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro zaho, de hitsangana ndreka.' Ka nony zany, ampembono koa ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny mboalohany ny famitahana farany."
\v 62 Ny andro magnaraka, tafaran'ny Fangomagnana, de niara-nivorovoro tamin'i Pilato ny lebe ny mpisorona mban'ny Fariseo.\v 63 Nizaka iary zareo hoe: Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mpamitaka igny mbola velogna, de nizaka izy hoe: 'Afaka telo andro zaho, de hitsangana ndreka.'\v 64 Ka nony zany, ampembono koa ny fasagna mandritra ny teloandro, sao mako de angalarin'ny mpianatran'Azy tao ny faty de hizaka amin'olona iary zareo hoe: 'Nitsangana tamin'ny maty Izy', de ho ratsy nony tamin'ny mboalohany ny famitahana farany."