auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-04 11:34:00 -05:00 committed by root
parent 675cc7f5f0
commit e2cce736b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'ny raha igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vadinao, fa ny Zaza niforonona agnatiny io de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. \v 21 Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de hagnavotra ny olon'Azy hoenga amin'ny fahotan'iary zareo.
\v 20 Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'ny raha igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vadinao, fa ny Zaza niforonina agnaty kibony de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. \v 21 Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de hagnavotra ny olon'Azy hoenga amin'ny fahotan'iary zareo.