diff --git a/20/22.txt b/20/22.txt index 7e8054d5..ca6fcc5d 100644 --- a/20/22.txt +++ b/20/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 De namaly Jesôsy sady nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zegny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka ar izahay .» \v 23 De nizaka Izy tamin’iary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka amin’ny tagnako ankavanana sy amin’ny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa an’ny zegny efa nomagnin’ny Abako. » \v 24 Ndreka naregny an’izany ny mpianatra folo lahy hafa, de vignitra mafy tamin’ny mpirahalahy roy. \ No newline at end of file +\v 22 De namaly Jesôsy sady nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zegny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô izahay .» \v 23 De nizaka Izy tamin’iary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka amin’ny tagnako ankavanana sy amin’ny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa an’ny zegny efa nomagnin’ny Abako. » \v 24 Ndreka naregny an’izany ny mpianatra folo lahy hafa, de vignitra mafy tamin’ny mpirahalahy roy. \ No newline at end of file