auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 14:17:05 -05:00 committed by root
parent 9445f11b4d
commit dda97dce9f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Aveo de nagnatogna ani Jasôsy endrin-janaka lahin'i Zebedio niaraka taminny zanagny lilahy. Nandohalika tagnatrehany izy sady nangataka raha avy aminAzy.\v 21 De nizaka Jesôsy taminazy hoe : "Ino raha irinao?" Nizaka izy tamin'Azy hoe: "Mandidia mba hahezany zanako roy lahy tôgny mipetraka, raika aminny tagnana ankavanana de raika aminny tagnanao ankavia, aminny fanjakanao. »
\v 20 Aveo de nagnatogna ani Jasôsy endrin-janaka lahin'i Zebedio niaraka taminny zanagny lilahy. Nandohalika tagnatrehany izy sady nangataka raha avy aminAzy.\v 21 De nizaka Jesôsy taminazy hoe : "Ino raha irinao?" Nizaka izy tamin'Azy hoe: "Mandidia mba hahezany zanako roy lahy tôgny mipetraka, ny raika aminny tagnanao ankavanana de ny raika aminny tagnanao ankavia, aminny fanjakanao. »