auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-06 14:47:13 +03:00 committed by root
parent 32c778d822
commit dbc9b0d253
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nandeha magneragna an'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mbamin'ny rofy marobe tamin'ny olona.\v 24 magnerana an'i Syria ny vaovao momba an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sady fampijaleny, reo devoliaka, de zegny marary ny androbe sady ny paralysisa. Nositran'i Jesôsy izy regny.\v 25 Fokon'olona marobe avy tagny Galelia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnila-ranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
\v 23 Nandeha magneragna an'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mbamin'ny rofy marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagnerana an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sady fampijaleny, reo devoliaka, de zegny marary ny androbe sady ny paralysisa. Nositran'i Jesôsy izy regny.\v 25 Fokon'olona marobe avy tagny Galelia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnila-ranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.