auto save
This commit is contained in:
parent
4fc396470c
commit
d9836abbe3
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 11 Raha mbola tan-dalàna igny izy roy vavy, igny, ny sanagny tamin'iary zareo mpiambina nandea tagny amin'ny tanàn-deibe sady nizaka tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny raha marobe zay niseho.\v 12 Ndreka nihaogna tamin'iregny lohany mpisorogna ka nikorana mikasikan' ny olagna tamin'iary zareo, de nagnome vola be an'iregny miaramila iary zareo\v 13 sady nizaka an'iary zareo hoe: "Zakay amin'ny sanagny hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina iregny mpianatr'i Jesôsy de nangalatra ny vatagny naha mbola nandry zahay.'
|
\v 11 Raha mbola tan-dalàna igny izy roy vavy, igny, ny sanagny tamin'iary zareo mpiambina nandea tagny amin'ny tanàn-deibe sady nizaka tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny raha marobe zay niseho.\v 12 Ndreka nihaogna tamin'iregny lohan'ny mpisorogna ka nikorana mikasikan' ny olagna tamin'iary zareo, de nagnome vola be an'iregny miaramila iary zareo\v 13 sady nizaka an'iary zareo hoe: "Zakay amin'ny sanagny hoe: 'Tonga tamin'ny andro alina iregny mpianatr'i Jesôsy de nangalatra ny vatagny naha mbola nandry zahay.'
|
Loading…
Reference in New Issue