auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 13:32:41 +03:00 committed by root
parent 957599391c
commit d8c037dcbb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka raha ratsy manjary lilay io." \v 4 Fa fantatry Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo na mieritreritra raha tsy ao agnaty fonareo?\v 5 Fa ino ma tena mora ny mizaka hoe: 'Vôvela ny helokanao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna de mandiana?' \v 6 Mbara ho fantatrareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, batay ny fandrenanao, de modia anao."
\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka raha ratsy manjary lilay io." \v 4 Fa fantatry Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo na mieritreritra raha tsy ao agnaty fonareo?\v 5 Fa ino ma tena mora ny mizaka hoe: 'Vôvela ny helokanao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna de mandiana?' \v 6 Mbara ho fantatrareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, de bokay ny fandrenanao, sady modia an."