auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 14:56:43 +03:00 committed by root
parent 275bcebe64
commit d745126af3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Tonga de nalefany tamin'ny lakana mba handeha hialoha an'Azy ho agnilany ny mpianatra, na mbola nandefa an'ireo fokonolona Izy.\v 23 Tafaran' ny nandefasany an'ireo fokonolona de nandea niakatra tegny an-tendrombohitra Izy raika mba hivavaka. Ndreka tolaka ny andro, de Izy raika no teo. \v 24 Fa ny lakana de efa dila lavitra ny tanàna, natopatopakan'ny onja , satria nitsoka nanohitra an'iary zareo ny agnina.
\v 22 Tonga de nalefany tamin'ny lakana mba handeha hialoha an'Azy ho agnilany ny mpianatra, na mbola nandefa an'ireo fokonolona Izy.\v 23 Tafaran' ny nandefasany an'ireo fokonolona de nandea niakatra tegny an-tendrombohitra Izy raika mba hivavaka. Ndreka tolaka ny andro, de Izy raika no teo. \v 24 Fa ny lakana de efa dila lavitra ny tanàna, nafefekan'ny onja , satria nitsoka nanohitra an'iary zareo ny agnina.