auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent 3c3a0eab55
commit d0a0b8de3c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Ndreka nandeha nivanga iary zareo de tonga ny mpampakatra,de zegny efa vognona de niara-nandeha tamin'azy ho ao amin'ny fanasam-panambadena, ka nihidy ny vavahady. \v 11 Ndreka afaka zany de tonga koa ny virjiny sanagny ka nizaka hoe: " Tompoko, Tompoko, mba voay izahay." \v 12 Fa namaly izy de nizaka hoe: "Zakaiko marina aminareo, tsy mafantatra anareo aho." \v 13 Koa amin'izany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na any lera.
\v 10 Ndreka nandeha nivanga iary zareo de tonga ny mpampakatra,de zegny efa vognona de niara-nandeha tamin'azy ho ao amin'ny fanasam-panambadena, ka nihidy ny vavahady. \v 11 Ndreka afaka zany de tonga koa ny virjiny sanagny ka nizaka hoe: " Tompoko, Tompoko, mba vohay izahay." \v 12 Fa namaly izy de nizaka hoe: "Zakaiko marina aminareo, tsy mafantatra anareo aho." \v 13 Koa amin'izany membena, fa tsy fantatrareo ny andro na ny lera.