auto save
This commit is contained in:
parent
f66fe03ff5
commit
ce6bd47296
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 Ndreka alina ny andro, de nizaka tamin’ny tomponandrekitra ny tompon’ny tanim-boaloboka hoe : ‘Antsovy ny mpiasa de aloavy ny karaman’iary zareo, manomboka avy amin’ny farany mandeha amin’ny voalohany.’ \v 9 Ndreka tonga ny mpiasa zegny nalaina tamin’ny raika ambiny folo, de nahazo denaria raika tsitokatokana aby iary zareo. \v 10 Ndreka tonga ny mpiasa voalohany, de nagnantegna hahazo ambony iary zareo, nefa iary zareo y koa de nahazo denaria raika tsitokatokana aby.
|
||||
\v 8 Ndreka alina ny andro, de nizaka tamin’ny tomponandrekitra ny tompon’ny tanim-boaloboka hoe : ‘Angizo ny mpiasa de aloavy ny karaman’iary zareo, manomboka avy amin’ny farany mandeha amin’ny voalohany.’ \v 9 Ndreka tonga ny mpiasa zegny nalaina tamin’ny raika ambiny folo, de nahazo denaria raika tsitokatokana aby iary zareo. \v 10 Ndreka tonga ny mpiasa voalohany, de nagnantegna hahazo ambony iary zareo, nefa iary zareo y koa de nahazo denaria raika tsitokatokana aby.
|
Loading…
Reference in New Issue