auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent 8b06467324
commit ca8fecc3ad
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Iza tamin'ny zanagny roy io no nagnano ny sitrapon'ny iabany?" De nizaka iary zareo hoe: "Ny voalohany." Nizaka an'iary zareo Jesôsy hoe: "Zakaiko tsara aminareo, ny mpangalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'ny lanitra alohanareo. \v 32 Fa i Jaona nagnatogna anareo tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino an'azy anareo. Fa ny mpanagalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna nino an'azy. Fa anareo, ndre de nahita an'izany aza, de tsy nivalo sady nino an'azy.
\v 31 Iza tamin'ny zanagny roy io no nagnano ny sitrapon'ny iabany?" De nizaka iary zareo hoe: "Ny vôlohany." Nizaka an'iary zareo Jesôsy hoe: "Zakaiko tsara aminareo, ny mpangalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'ny lanitra alohanareo. \v 32 Fa i Jaona nagnatogna anareo tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino an'azy anareo. Fa ny mpanagalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna nino an'azy. Fa anareo, ndre de nahita an'izany aza, de tsy nivalo sady nino an'azy.