auto save
This commit is contained in:
parent
60778b9b4c
commit
ca32d29871
|
@ -0,0 +1,3 @@
|
|||
25 Fa Jesôsy nagnantsoa an’iary zareo hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapakan’ny Jentilisa de hagnafahy an’iary zareo, de ny lilahy manan-danja amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.
|
||||
26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo,
|
||||
27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo,karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. »
|
Loading…
Reference in New Issue