auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-06 16:01:34 -05:00 committed by root
parent 7367a10ae1
commit c785f3cdfb
1 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1,2 +1 @@
\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Fa Jesôsy nagnantsoa aniary zareo hagnantogna anAzy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapakanny Jentilisa de hagnafahy aniary zareo, de ny lilahy manan-danja aminiary zareo de hagnampatra ny fahefany aminiary zareo.
Fa tsy tokony karanizany ny aminareoa. Mifanohitra aminizany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, karanny ZanakOlona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho anny maro. »
\v 25 Fa Jesôsy nagnantsoa aniary zareo hagnantogna anAzy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapakanny Jentilisa de hagnafahy aniary zareo, de ny lilahy manan-danja aminiary zareo de hagnampatra ny fahefany aminiary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karanizany ny aminareoa. Mifanohitra aminizany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karanny ZanakOlona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho anny maro. »