auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 07:54:03 -05:00 committed by root
parent 631b694d2e
commit c55f2eb347
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Ndreka nivoaka avy tagny Jeriko iary zareo, de fokonolona maro nagnaraka anAzy. \v 30 Nisy lilahy jamba roy nitometra tamoron-dalana. Ndreka naregny an'i Jesôsy nandalo izy roy, de nihoaika mafibe hoe ; « Tompo, zanaki Davida, mamindra fo aminay ». \v 31 Nitrerognin ny fakonolona io iary zareo, nizaka aniary zareo mba hangina, kanefa vômeka nagnantso mafy hoe : « Tompo, zanaki Davida, mamindrà fo aminay.»
\v 29 Ndreka nivoaka avy tagny Jeriko iary zareo, de fokonolona maro nagnaraka anAzy. \v 30 Nisy lilahy jamba roy nitometra tamoron-dalana. Ndreka naregny an'i Jesôsy nandalo izy roy, de nihoaika mafibe hoe ; « Tompo, zanaki Davida, mamindra fo aminay ». \v 31 Nitrerogniny fokonolona io iary zareo mba tsy hizaka, kanefa de vômeka nagnantso mafy hoe : « Tompo, zanaki Davida, mamindrà fo aminay.»