auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-29 14:40:30 +03:00 committed by root
parent 3a130b03ed
commit c416e9fb2f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Tonga ny mpianatra de nizaka an'i Jesôsy hoe: nagnino Anao na mikorana amin'ny fokonolona amin'ny fagnoharana?"\v 11 Namaly Jesôsy de nizaka an'iary zareo hoe: "Anareo namena tombony hafatantra ny raha mivony amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa iary zareo de tsy namena an'izany.\v 12 Satria na iza na iza managna, de ho maro be aza no hamena. Fa na iza niza tsy managna, na zay anagnany aza halaina taminazy.
\v 10 Tonga ny mpianatra de nizaka an'i Jesôsy hoe: nagnino Anao na mikorana amin'ny fokonolona amin'ny fagnoharana?"\v 11 Namaly Jesôsy de nizaka an'iary zareo hoe: "Anareo namena tombony hafatantra ny raha mivony amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa iary zareo de tsy namena an'izany.\v 12 Satria na iza na iza managna, de ho maro be aza no hamena. Fa na iza na iza tsy managna, na zay anagnany aza halaina aminazy.