auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 10:20:40 -05:00 committed by root
parent e7271b4a5f
commit c30d106358
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Aveo Jesôsy nizaka tamin'ny mpaminany hoe: "Na misy te-hagnaraka Anaha, de tsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijalena, sady magnaraka Anaha. \v 25 Fa ndre iza ndre iza te-hamonjy ny aignany de hahavery an'azy, sady de ndre iza ndre iza no hahavery ny aignany avy Aminaha, de hahazo an'izany. \v 26 Fa ino ma no soa ho azon'olona na mahazo an'izao tontolo izao kanefa very ny aignany? De ino atàn'ny takalon'ny aignany?
\v 24 Aveo Jesôsy nizaka tamin'ny mpaminany hoe: "Na misy te-hagnaraka Anaha, de tsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijalena, sady magnaraka Anaha. \v 25 Fa niza niza te-hamonjy ny aignany de hahavery an'azy, sady de ndre iza ndre iza no hahavery ny aignany avy Aminaha, de hahazo an'izany. \v 26 Fa ino ma no soa ho azon'olona na mahazo an'izao tontolo izao kanefa very ny aignany? De ino atàn'ny takalon'ny aignany?