diff --git a/21/12.txt b/21/12.txt index da710763..4681fbc8 100644 --- a/21/12.txt +++ b/21/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Aveo de niditra tamin'ny tempolyJesôsy. De niroany aby ny mpividy mban'ny mpivarotra tamin'ny tempoly, ka navadikany ny latabatran'ny mpanakalo vola mban'ny fitomerany mpivarotra voromailala. \v 13 De nizaka Izy tamin' zareo hoe :"Efa voasoratra hoe :"Ny tragnoko de atao hoe tragno fivavahana."Kanefa de ataonareo toerana fisitrian'ny dahalo.\v 14 Ndreka avy eo de nisy jamba mban'ny kilemaina nagnantogna an'Azy tamin'ny tempoly,de nositragniny iary zareo. \ No newline at end of file +\v 12 Aveo de niditra tamin'ny tempolyJesôsy. De niroany aby ny mpividy mban'ny mpivarotra tamin'ny tempoly, ka navadikany ny latabatran'ny mpanakalo vola mban'ny fitomerany mpivarotra voromailala. \v 13 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe :"Efa vôsoratra hoe :"Ny tragnoko de atao hoe tragno fivavahana."Kanefa de ataonareo toerana fisitrian'ny dahalo.\v 14 Ndreka avieo de nisy jamba mban'ny kilemaina nagnantogna an'Azy tamin'ny tempoly,de nositragniny iary zareo. \ No newline at end of file