auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent d3b1b3b966
commit be3b653905
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ka Jesôsy ndreka ta-Betania tan-dragnon'i Simôna boka, \v 7 ndreka nipetraka nihinagna tambony latabatra, de nisy viavy raika nanagna tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna Anazy; de nararagny tamin'ny lohany. \v 8 Fa ndreka hitany mpianatrany io zany, de vignitra iary zareo ka nizaka hoe: "Ino ndreka dikan'io fandanena io? \v 9 Azo namidy lafo io de namena any sahiragna."
\v 6 Ka Jesôsy ndreka ta-Betania tan-dragnon'i Simôna boka, \v 7 ndreka nipetraka nihinagna tambony latabatra, de nisy viavy raika nanagna tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna Anazy; de nararagny tamin'ny lohany zany. \v 8 Fa ndreka hitany mpianatrany zany, de vignitra iary zareo ka nizaka hoe: "Ino ndreka dikan'io fandanena io? \v 9 Azo namidy lafo io de namena any sahiragna."