auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-10 11:20:39 -05:00 committed by root
parent bc3eb4eaaa
commit bcc69489ba
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De ny mpanjaka hizaka amin'iary zareo zay eo an-tagnana an-kavanana hoe: "Malaky, anareo zegny notakian'ny i Abako, mandovà ny fanjakana zay efa vôhomana anareo hatramin'izay namoronana an'izao tontolo izao. Fa mosarena zaho de nomenareo hanina; te
De ny mpanjaka hizaka amin'iary zareo zay eo an-tagnana an-kavanana hoe: "Malaky, anareo zegny notakian'ny i Abako, mandovà ny fanjakana zay efa vôhomana anareo hatramin'izay namoronana an'izao tontolo izao. Fa mosarena zaho de nomenareo hanina; te hinan-drano nomenareo ho goina; nivahiny zaho de nampadrosoinareo; niboridagna aho de nampekanjoinareo; narary zaho de nikarakarainareo; de tagny am-