auto save
This commit is contained in:
parent
387aa22b67
commit
bb5f13a808
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 23 Nandeha nagneragnan'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka karazan'aretina maro be mban'ny marary maro be tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary maro be, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny tratra boloka mban'ny rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia mban'ny avy agnilan-dranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
|
||||
\v 23 Nandeha nagneragnan'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka karazan'aretina maro be mban'ny marary maro be tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary maro be, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny tratra boloka mban'ny rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia mban'ny avy agnilan-dranon'i Jordana de nagnaraka an'Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue