auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent f63de42632
commit ae719dcc07
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Fa izany de kara ny lilahy raika zay handeha ho agny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny ny mpanompony izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. \v 15 Ny raika tamin'iary zareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nomeny royn de ny raika hafa koza nomeny talenta raika. Ny tsirai-draika de samy nangalaka talenta zegny hainy aby, de ny nandeha tamin'ny deny lilahy zany. \v 16 Ny raika zegny nangalaka talenta dimy de nandeha teo no ho eo ka nampiasa ary nahazo talenta dimy hafa.
\v 14 Fa izany de kara ny lilahy raika zay handeha ho agny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny mpiasany izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. \v 15 Ny raika tamin'iary zareo nameny talenta dimy, ny raika hafa nameny roy de ny raika hafa koza nameny talenta raika. Ny tsirai-draika de samy nangalaka talenta zegny hainy aby, de ny nandeha tamin'ny deny lilahy zany. \v 16 Ny raika zegny nangalaka talenta dimy de nandeha teo no ho eo ka nampiasa ary nahazo talenta dimy hafa.