From ac11c3bdb796aef2fe9adf4b7291e39552e71503 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Thu, 5 Dec 2019 11:49:34 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 18/28.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/18/28.txt b/18/28.txt index 039064b1..ddcf8b1d 100644 --- a/18/28.txt +++ b/18/28.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nivôka koa io mpiasa io ka nahita ny raika tamin'iregny mpiara-miasa amin'azy, zay nanagnany dinaria zato. Nisamboriny izy, ka nirotiny tamin'ny tendany, sady nizakany hoe: 'Ifay aminaha zeny nitrosainao.' Anefa nanjetoka io mpiara-miasa amin'azy iosady nitalaho tamin'azy, nagnano hoe: 'Manàgna faharetana aminaha, de hifaiko aminao zany.' \ No newline at end of file +\v 28 Fa nivôka koa io mpiasa io ka nahita ny raika tamin'iregny mpiara-miasa amin'azy, zay nanagnany dinaria zato. Nisamboriny izy, ka nirotiny tamin'ny tendany, sady nizakany hoe: 'Ifay aminaha zeny nitrosainao.' \v 29 Anefa nanjetoka io mpiara-miasa amin'azy iosady nitalaho tamin'azy, nagnano hoe: 'Manàgna faharetana aminaha, de hifaiko aminao zany.' \ No newline at end of file