auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 13:06:14 -05:00 committed by root
parent af28f1a853
commit a7b19beb3d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Fa ndreka nahita ny raha mahagaga namboariny ny leben'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, sady regnin'iary zareo koa ny zaza biataka naresaka tamin'ny tempoly hoe :"Hosana ho an'ny zanak'i Davida", de vignitra be iary zareo.\v 16 De nizaka taminazy iary zareo hoe :"Regninareo raha zakain'olona zany va?" De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe :"Aika! Ka tsy mbola nivakinareo mintsy ma ny hoe :"Avy amin'ny vavan'ny zaza bitaka mban'ny zaza minono no nandavorariana ny fiderana?"\v 17 Avy eo de nengan'i Jesôsy iary zareo ka nandeha tagny amin'ny tanànan'i Betania Izy sady nipetraka tagny tamin'ny alina.
\v 15 Fa ndreka nahita ny raha mahagaga namboariny ny leben'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, sady regnin'iary zareo koa ny zaza biataka naresaka tamin'ny tempoly hoe :"Hosana ho an'ny zanak'i Davida", de vignitra be iary zareo.\v 16 De nizaka taminazy iary zareo hoe :"Regninareo raha zakain'olona zany va?" De nivalin'i Jesôsy iary zareo hoe :"Aika! Ka tsy mbola nivakinareo mintsy ma ny hoe :"Avy amin'ny vavan'ny zaza bitaka mban'ny zaza minono no nandavorariana ny fiderana?"\v 17 Aveo de nengan'i Jesôsy iary zareo ka nandeha tagny amin'ny tanànan'i Betania Izy sady nipetraka tagny tamin'ny alina.